Miarahaba amin’ny anaran’ny Tompo,
ampahatsiahivina isika fa rahampitso zoma 7 oktobra ilay fihaonana fialam-boly piscine izay kasaintsika svk ho atao .
Ny fotoana dia amin’ny 20h any anatiny, fa tsy manakana ireo izay afaka tonga mialoha raha te- hanararaotra rano misimisy kokoa, satria exceptionnellement mikatona amin’ny 21h ny toerana rahampitso .
Ho an’ny mponina Athis dia 4€ ny entrée, ary 5.30€ ho an’ny hafa .
AZA ADINO ny mitondra bonnet de bain ; dia tongava maro ô !
Adresse :
Centre aquatique les Portes de l’Essonne – Piscine à Athis Mons
Rue Paul Demange
91200 Athis-Mons
Ho tahin’ny Tompo indrindra
Ny birao