Tanora

Cellule de prière

« … Manompoa an’i Jehovah amin’ny fifaliana ; mankanesa eo anatrehany amin’ny fihobiana » (Sal 100 : 2) Miarahaba ny Mpianakavin’ny Finoana amin’ny anaran’ny Tompo! Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika!   Araka ny efa nambara tamintsika tamin’ny raharaham-piangonana dia hisy ny cellule de prière izay hotanterahina amin’ny alalan’ny ZOOM ny zoma 16 […]