Antsam-panahy fiderana sy fankalazana ny Krismasy 2016

Fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanànan’i Davida, dia Kristy Tompo !
LIOKA 15 : 29-32

antsa_athis_122016

Fifaliana ho an’ny Sampana Tanora Kristiana sy ny Antoko Mpihira Antsan’ny Fanantenana ny mampandre antsika mpianakavin’ny finoana eto amin’ny Tafo FPMA Athis-Fanantenana, fa ny ANTSAM-PANAHY FIDERANA SY FANKALAZANA NY KRISMASY 2016 dia ho tanterahina mandritra ny Fanompoam-pivavahana ny ALAHADY 11 DESAMBRA 2016 manomboka amin’ny 03 ora tolak’andro ao amin’ny Fiangonana mahazatra antsika : Eglise St-Denis, 8 Place de l’Eglise, 91200 Athis-Mons.

Tongava maro ho voninahitry ny Tompontsika.

Mirary soa sy fitahiany.