Etudes Bibliques

Ary Kristy Jesoa no fehizoro indrindra ; ao Aminy no irafetan’ny rafitra rehetra, mitombo tsara ho tempoly masina ao amin’ny TompoEfesiana 2:20b-21

Miarahaba ny Mpianakavin’ny Finoana amin’ny anaran’ny Tompo!
Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika!
Araka ny efa nambara tamintsika dia hisy ny fianarana sy fandinihana ny Soratra Masina isaky ny ZOMA voalohany sy fahatelo amin’ny volana.

Ny fotoana manaraka dia ny ZOMA 20 JANOARY 2023 ho avy izao manomboka amin’ny 20h30, ampitain-davitra amin’ny alalan’ny ZOOM.

Mitondra ny fampianarana: Mpitandrina RAZAFIMAHATRATRA Marcellin

Ity ny rohy hahafahana manatrika ny fotoana :
1 – Amin’ny alalan’ny ZOOM

TSINDRIO ETO (Cliquer sur ce lien)

Raha sendra mangataka ID sy code secret izy :
ID de réunion : 830 2735 9749
Code secret : 716423

Mirary soa sy fitahian’ny Tompo ho antsika mianakavy.

Ny Mpitandrina sy ny Birao