Fampianarana STK

Araka ny efa nambara tamintsika dia hisy ny fampianarana ho an’ny Sampana Tanora Kristiana (STK) isa-tapabolana.

Ny fotoana manaraka dia ny ALAHADY 8 JANOARY 2023 ho avy izao manomboka amin’ny 14h45 ao amin’ny Église Saint-Denis, 8 Pl. de l’Église 91200 Athis-Mons