Fetin’ny fianakaviana

Asabotsy 11 janoary 2020 manomboka amin’ny 12 ora atoandro, ao amin’ny :

ESPACE MICHELET
Rue Pierre Bérégovoy
91200 ATHIS MONS

Ireto avy no ankalazaintsika amin’io fotoana io :

  • Fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2020
  • Fitsingerenan’ny taona niforonan’ny fiangonana (07 janvier 2007) : 13 taona.
  • Fiarahabana sy fandraisan-tànana ireo zokiolona 65 taona no mihoatra.

Samy mitondra ny sakafo sahazy sy ny fitaovam-pihinany avy ny fianakaviana tsirairay, miampy anjaran’olona roa.

Ny fiangonana kosa no miantoka ny rano sy ny gâteau izay hiarahana hifaliana sy hifampizarana amin’io fotoana io.