Fihaonana SVK

Am-pifaliana hatrany no iarahabana antsika rahavavy rehetra SVK amin’ny anaran’ny Tompo,

Ampahatsiahivina isika fa amin’ny SABOTSY 19 NOVAMBRA 2022 izao ny fihaonan-tsika manaraka, manomboka amin’ny 3 ora – 5 ora ao amin’ny centre paroissial .

Famerenana hira Krismasy & samihafa

Maneho fisaorana mialoha antsika rehetra amin’ny famaliana ny antso.

Mirary soa sy ny fitahin’ny Tompo ho antsika sy ny ankohonan-tsika tsirairay avy .