Sekoly Alahady – Fitsipika sy Fisoratana anarana

Miarahaba antsika rehetra amin’ny anaran’ny Tompo.

Faly izahay mpiandraikitra sekoly alahady Athis Fanantenana mampandre antsika, fa Nanomboka ny alahady 25 septembre 2022 ny taom-panabeazana sekoly alahady eto Athis-Fanantenana.  

Misokatra araka izany ny fisoratana anarana ho an’ireo zanatsika (en ligne).

MANINDRY ETO RAHA HISORATRA ANARANA

Fanamarihana ny fisoratana anarana dia ho an’ny ankizy rehetra na ireo efa mpianatra teo aloha na ireo ankizy vaovao.  

Mirary ny fitahin’ny Tompo ho amintsika tsirairay avy.  

Indro ampahalalana antsika ihany koa ny fitsipika anatiny ny Sekoly Alahady:

Fitsipiky ny Sekoly alahady

Ny mpiandraikitra