Fitsangatsanganan’ny Fiangonana

Toy ny fanao isan-taona ny fitsangatsanganan’ny fiagonana dia kasaina hotanterahina ny ALATSINAINY 06 JONA 2022 (lundi de pentecôte) raha sitrapon’Andriamanitra, ka toa izao ny andinindininy momba izany :

Toerana :

Parc départemental de la Plage-Bleue
Chemin de Mesly à Valenton
94460 VALENTON

Fanombohan’ny fotoana :

Amin’ny 10 ora maraina (10h)

Tsara ho fantatra :

Asaina ampitiavana isika samy hitondra ny kilalao izay hananany.
Samy mitondra ny sakafo sahaza azy, fa ny fiangonana no manolotra ny rano ho an’ny rehetra sy ny tsakitsaky.

Hiangaviana isika hameno ity sondage ity mba hahafantarana mialoha ny isan’ny olona ho tonga :

CLIQUEZ SUR CE LIEN (SONDAGE)