Fivoriamben’ny mpandray

Antsoina isika mpandray ny fanasan’ny Tompo rehetra ato amin’ny Tafo FPMA Athis Fanantenana ho tonga hanatrika ny fivoriambe arapotoana, izay ho tanterahina ny alahady faha 27 septambra ho avy izao. 
Araka ny fiantsoana afa natao tamitsika dia efa nokasaina natao ny faha 15 martsa lasa teo izany fivoriana arapotoana izany, saingy noho fikatonan’ny fiangonana dia ho atao amin’io daty io.
 
Toy ny isan-taona dia ireto avy ny loha-hevitra ho dinihina amin’izany :
– Tatitra ara-moraly sy tatitra ara-bola mikasika iny taona 2019 lasa iny
– Teti-bola 2020
 
Manainga antsika Mpandray ny fanasan’ny Tompo hanao ho vaindohan-draharahara ny fanatrehana izany fotoana izany ho voninahitr’Andriamanitra.
 
Ny birao