FIANTSOANA FIVORIAN’NY KOMITY

Iray ny tena, ary iray ny Fanahy, dia toy ny niantsoana anareo ho amin’ny fanantenana iray momba ny fiantsoana anareo

Miarahaba antsika amin’ny anaran’ny Tompo!

Antsoina isika rehetra mpikambana ao amin’ny komitim-piangonana hanatrika ny fivoriana ny SABOTSY 7 JANOARY 2023 ho avy izao manomboka amin’ny 4 ora hariva (16h) tsy diso.

Tanisa dinika

– Alahadin’ny fitandremana
– Fiarahabana ny zokiolona
– Alahadin’ny sampana
– Culte intergénérationnel
– Komity manaraka dia komity financier ranofotsiny

Manainga antsika ho tonga hanatrika ny fivoriana fa zava-dehibe no dinihina.