FANOMPOAM-PIVAVAHANA

… Ary Kristy Jesoa no fehizoro indrindra ; ao Aminy no irafetan’ny rafitra rehetra, mitombo tsara ho tempoly masina ao amin’ny TompoEfesiana 2:20b-21

Miarahaba ny Mpianakavin’ny Finoana amin’ny anaran’ny Tompo!

Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika!

Manasa antsika mpianakavin’ny finona hanatrika ny fanompoam-pivavahana manaraka ny ALAHADY 8 JANOARY 2023 ho avy izao ao amin’ny Église Saint-Denis, 8 Pl. de l’Église 91200 Athis-Mons


Ny fotoana dia manomboka amin’ny 16h00 tsy diso toa ny mahazatra.

Traduction / interprétation simultanée:
Numéro: 01 70 37 22 46
ID réunion: 84 97 46 38 62 suivi de #
Mot de passe: 66 64 03 suivi de #

Mirary soa sy fitahian’ny Tompo ho antsika mianakavy. Ary aoka samy hitrotro am-bavaka izany fotoana izany ho voninahitr’Andriamanitra.

Ny Mpitandrina sy ny Birao

Indro ampitaina ny litorjia amin’io fotoana io :

LITORJIA 08.01.2023