Fankalazana ny noely 2019

  • Fandaharam-potoana fankalazana ny noely 2019 ao amin’ny Eglise Saint Denis – Athis Mons :

– Alahady 15 desambra manomboka amin’ny 3 ora : noelin’ny Sampana.

– Alahady 22 desambra manomboka amin’ny 3 ora : noelin’ny ankizy.

– Alarobia 25 desambra amin’ny 3 ora : fanompaom-pivavahana lehibe fankalazana ny krisimasy.