Pasitera Marcellin RAZAFIMAHATRATRA : faha-25 taona nitoriany ny Filazantsara teto amin’ny FPMA

« Fa ny teny ny amin’ny hazo fijaliana dia fahadalana amin’izay ho very, fa herin’Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena. » (I Korintiana 1 : 18).

Fisaorana sy fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra noho ny faha – 25 taona nitorian’ny Mpitandrina Marcellin RAZAFIMATRATRA ny filazantsara teto amin’ny FPMA.

Fanompoam-pivavahana lehibe ao amin’ny FPMA ATHIS FANANTENANA ny alahady 29 oktobra manomboka amin’ny 3 ora tolakandro.