ZAIKABE SVKI-SLKI 2020

Ry havana,

Miarahaba antsika hatrany ao amin’ny fifalian’ny Tompo,

Indro hatolotra antsika ny fandaharana sy ny rohy hanarahana ny Zaikabe SVK-I SLK-I ny 17 sy 18 oktobra :

Ny fandaharana rehetra dia arahana amin’ny YOUTUBE avokoa, fa misy ihany ny diffusion simultanée @ Zoom (Melun sy Fahazavana) miaraka. Azo hatao ihany koa ny manaraka ny Radio Vatsy, sy ny Anjomara, ary ny Confcall OVH.

Ny fanontaniana rehetra kosa dia hatao amin’ny Zoom Melun sy OVH Melun.

Sabotsy 17 oktobra 2020

Maraina misokatra amin’ny 9h55 Rohy https://youtu.be/ltPUUG1Iu8q

Fiarahabana sy fandraisana ny mpizaika : Filohan’ny Fafats Edson RABE

  • Fanompoam-pivavahana fanokafana ny ZAIKABE: Mitoriteny Pasteur Théodore Raphaël RANDRIAMANANTENA
  • Mitarika Pasteure Emma RANDRIANANDRASANA,  
  • Fandraisana fitenenana ataon’ny Filohan’ny SVKI: Noro RANDRIAMARO

                                                             Filohan’ny SLKI: Alain RAZAFINDRABE

  • Fampianarana « Ny vehivavy Kristiana mikolokolo ny tontolony, mba hahafaly ny Tompony amin’ny fotoana rehetra » (Lioka13: 6 – 8): Mivadika ZOOM na OVH Melun ny rehetra mametraka ny fanontaniana
  • Pasteure Josiane RAVELOSON

Tolakandro 14h30 hatramin’ny 17h

  • Fotaom-bavaka : Mitarika Pasteure Emma RANDRIANANDRASANA
  • Fampianarana « Jehovah no harenanao » (Isaia 33: 6): Pasteur Heritsimba RAMAROKOTO
  • Mivadika ZOOM na OVH Melun ny rehetra mametraka ny fanontaniana
  • Rohyhttps://youtu.be/SY0vmDfQZ4k
  • Fampianarana « Fa manana izao rakitra izao amin’ny vilany tanyizahay, mba ho an’Andriamanitra ny halehiben’ny  hery, fa tsy ho aminay » IIKorintiana 4: 7): Mivadika ZOOM na OVH Melun ny rehetra mametraka ny fanontaniana
  • Rév Dr Seth RASOLONDRAIBE Rohy https://youtu.be/bL3ZS5txKkl
  • Bilan moral sy financier : SLK-I sy SLK-I
  • Mivadika ZOOM na OVH Melun ny rehetra mametraka ny fanontaniana
  • Fotaom-bavaka famaranana

Alahady 18 oktobra 2020 amin’ny  10:25 Misokatra ny youtube

Rohy https://youtu.be/N7vxldcBXAs

  • Fanompoam-pivavahana famaranana ny Zaikabe: Mitarika: Pasteur Heritsimba RAMAROKOTO sy Pasteure Josiane RAVELOSON

          Mitoriteny: Rév Dr Seth RASOLONDRAIBE

Rohy fanarahana ny fandaharana sy fametrahana fanontanina :

Zoom Melun : https://us02web.zoom.us/j/3553893563

 ID de réunion : 355 389 3563#

OVH Melun 09 72 49 96 60

Zoom fahazavana,: https://us02web.zoom.us/j/6750237310 (fanarahana ny fandaharana fotsiny)

Aoka samy hitondra am-bavaka ny fotoana isika.

Ny Voninahitra dia ho an’Andriamanitra irery ihany.

Amin’ny anaran’ny Birao

 

SVK Nasionaly

Filoha Noro RANDRIAMARO

Ny Mpitandrina Mpiahy

Josiane RAVELOSON

 

SLK Nasionaly

Filoha AlainRAZAFINDRABE

Mpitandrina Mpiahy

Heritsimba RAMAROKOTO

 

 

FANDAHARANA SY ROHY HANARAHANA NY ZAIKABE SVKI-SLKI 2020