Efa lasa (Pejy 2)

HERINANDRO MASINA

… Ary Kristy Jesoa no fehizoro indrindra ; ao Aminy no irafetan’ny rafitra rehetra, mitombo tsara ho tempoly masina ao amin’ny TompoEfesiana 2:20b-21

Fihaonana SVK ATHIS / EVRY

Ny fotoana manaraka dia ny SABOTSY 26 MARTSA 2022 ho avy izao manomboka amin’ny 17h00, ampitain-davitra amin’ny alalan’ny ZOOM. Toa izao ny andinindininy momba izany: Vehivavy mivelona amin’ny tenin’Andriamanitra Ity ny rohy hahafahana manatrika ny fotoana : TSINDRIO ETO (Cliquer sur ce lien) ID de réunion: 873 335 Code secret: FeF2022

SEKOLIN’NY ANKOHONANA KRISTIANA

« Izay soratra rehetra nomen’ny tsindrimandrin’Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin’ny fahamarinana, » (2 Timoty 3:16). Ry havana ! Ho amintsika rehetra anie ny fahasovana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompo ! Ny Mpitandrina sy ny Tompon’andraikitra ao amin’ny Sekolin’ny Ankohonana Kristiana dia miantso sy manasa ny mpianakavin’ny […]

Alahady 06 JONA 2021

Miarahaba ny Mpianakavin’ny Finoana amin’ny anaran’ny Tompo! Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika!    Nanao fivoriana maika tsy ara-potoana ny komitim-piangonana androany zoma 28 mai. Izany no natao dia nohon’ny nahafantarana ny fisian’ny cas positifs à la COVID19 tao ampiangonana tamin’ny alahady 23 mai lasa teo, nandritra […]

ZAIKABE SVKI-SLKI 2020

Ry havana, Miarahaba antsika hatrany ao amin’ny fifalian’ny Tompo, Indro hatolotra antsika ny fandaharana sy ny rohy hanarahana ny Zaikabe SVK-I SLK-I ny 17 sy 18 oktobra : Ny fandaharana rehetra dia arahana amin’ny YOUTUBE avokoa, fa misy ihany ny diffusion simultanée @ Zoom (Melun sy Fahazavana) miaraka. Azo hatao ihany koa ny manaraka ny Radio […]

Vokatra 2020

FANATERAM-BOKATRA 2020  « Mazotoa fa aza malaina, ary aoka hafana fo amin ny fanompoana ny Tompo » Rom 12 :11. Ho an’ny mpianakavin’ny finoana eto amin’ny tafo Athis Fanantenana. Ry havana, « Fa ny fihevitro tsy mba fihevitrareo, ary ny lalanareo kosa tsy mba lalako, hoy Jehovah » Isaia 55 :8. Araka ny efa nambara tamintsika nandritry ny filazan-draharaha […]

Fivoriamben’ny mpandray

Antsoina isika mpandray ny fanasan’ny Tompo rehetra ato amin’ny Tafo FPMA Athis Fanantenana ho tonga hanatrika ny fivoriambe arapotoana, izay ho tanterahina ny alahady faha 27 septambra ho avy izao.  Araka ny fiantsoana afa natao tamitsika dia efa nokasaina natao ny faha 15 martsa lasa teo izany fivoriana arapotoana izany, saingy noho fikatonan’ny fiangonana dia […]