Efa lasa (Pejy 3)

Fihaonana isam-bolana SVK

Am-pifaliana hatrany no anolorana ny arahaba ho antsika rahavavy rehetra amin’ny anaran’ny Tompo, Tonga indray ry rahavavy isany ny fotoana fihaonan-tsika isam-bolana , koa miantso antsika mba samy hamandrika dieny izao ny sabotsy 16 mai ho avy izao , manomboka amin’ny 3ora toy ny mahazatra. Noho ny tsy mbola ahazoan-tsika mihaona vatana , dia ho […]

CHOEURUNI FAFAN 2020

  ASABOTSY 18 aprily 2020 ao amin’ny Eglise Saint Denis Place de l’Eglise 91200 ATHIS MONS        

Rojom-bavaka

« Izaho hilaza an’i Jehovah hoe: Fialofako sy batery fiarovana ho ahy Izy Ary Andriamanitro, Izay hitokiako. Fa Izy no hanafaka anao amin’ny fandriky ny mpihaza sy ny areti-mandoza. » Salamo 91 : 2 – 3 Faly miarahaba antsika mpianakavin’ny finoana eto amin’ny tafo Athis Fanantenana amin’ny anaran’ny Tompo,   Hisy rojom-bavaka iarahan-tsika, koa taomy ny namana, havana aman-tsakaiza […]

Rencontre Nationale Samapana Tanora Kristianina

« Que personne ne méprise ta jeunesse ; mais sois un modèle pour les fidèles, en parole, en conduite, en amour, en esprit, en foi, en pureté. » 1 Timothée 4 :12 Chers frères et sœurs en Christ, Chers membres de bureaux STK FPMA, Presque deux ans que vous l’attendiez, la RNSTK revient bientôt et nous sommes […]

Pasitera Marcellin RAZAFIMAHATRATRA : faha-25 taona nitoriany ny Filazantsara teto amin’ny FPMA

« Fa ny teny ny amin’ny hazo fijaliana dia fahadalana amin’izay ho very, fa herin’Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena. » (I Korintiana 1 : 18). Fisaorana sy fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra noho ny faha – 25 taona nitorian’ny Mpitandrina Marcellin RAZAFIMATRATRA ny filazantsara teto amin’ny FPMA. Fanompoam-pivavahana lehibe ao amin’ny FPMA ATHIS FANANTENANA ny alahady 29 oktobra manomboka amin’ny […]

Zaikabe nasionaly SA 2017

ZAKABE NASIONALY SEKOLY ALAHADY 2017 à SAINTE-TULLE « Ny fanajana ny Tompo no loharanom-pahendrena. »  Salamo 111: 10 (Baiboly Diem) Lien vers site internet S.A. nasionaly

Fandinihana Soratra Masina – 02 /06/2015

Sic enim dilexit Deus mundum ut Filium suum unigenitum daret ut omnis qui credit in eum non pereat sed habeat vitam aeternam. In principio creavit Deus caelum et terram. Omnis enim quicumque invocaverit nomen Domini salvus erit. In principio creavit Deus caelum et terram. Lohateny Propterea sicut per unum hominem in hunc mundum peccatum intravit […]