Ary amin’izany, ry Agripa mpanjaka ô, dia tsy nandà ny fahitana avy tany an-danitra aho;…
Ary tamin’izany dia vao niteny mafy ny tanàna izay nanaovany ny ankamaroan’ny asany lehibe Izy,…
Anaka, izany zavatra izany no soratako aminareo mba tsy hanotanareo….
Efraima manodidina Ahy amin’ny lainga, ary ny taranak’Isiraely amin’ny fitaka;…
Ary nahita lanitra vaovao sy tany vaovao aho; fa efa lasa ny lanitra voalohany sy ny tany voalohany,…
Nasehoko tamin’ny olona izay nomenao Ahy avy tamin’izao tontolo izao ny anaranao;…
Jehovah no Mpanjaka mitafy voninahitra Izy; Jehovah mitafy, eny, misikina hery Izy;…
Asio soa aho mpanomponao, mba ho velona Ka hitandrina ny teninao…
Ary raha nifanizina taminy ny vahoaka mba hihaino ny tenin’Andriamanitra,…
Misaotra an’i Kristy Jesosy Tompontsika aho, Izay nampahery ahy,…