II Korintiana (Pejy 2)

MOFON’AINA ZOMA 27 SEPTAMBRA 2019

1 Ary ampahafantarinay anareo, ry rahalahy, ny fahasoavan’Andriamanitra izay nomena tao amin’ny fiangonana any Makedonia; 2 fa tamin’ny fahoriana be nizahan-toetra azy no nitomboan’ny hafalianay, ary ny hamafin’ ny fahantrany no nampitombo ny haren’ny hitsim-pony. 3 Koa vavolombelona aho fa araka ny zakany, eny, mihoatra noho ny zakany aza, sady araka ny sitrapony ihany, no […]