Matio (Pejy 4)

MOFON’AINA ALAROBIA 10 OKTOBRA 2018

14 Ary ny Fariseo dia lasa nivoaka ka niara-nisaina mba hahafaty Azy.15 Fa Jesoa nahalala izany, ka dia niala teo. Ary nisy olona betsaka nanaraka Azy, ka dia nositraniny avokoa izy rehetra;16 ary nandrara azy Izy tsy hanao izay hahafantarana Azy,17 mba hahatanteraka izay nampilazaina an’ Isaia mpaminany hoe:18 Indro ny Mpanompoko, Izay nofidiko, Ny […]