MOFON’AINA ALATSINAINY 23 MARTSA 2020 23 martsa 2020 Fibebahana, Jesoa Asan'ny Apostoly Ary Petera, nony nahita, dia namaly ny vahoaka hoe: Ry lehilahy Isiraely,…
MOFON’AINA ALAKAMISY 19 MARTSA 2020 19 martsa 2020 Famelan-keloka Salamo Jehovah ô, efa naneho fitia tamin’ny taninao Hianao, Efa nampodinao Jakoba avy tamin’ny fahababoany…
MOFON’AINA ALAROBIA 18 MARTSA 2020 18 martsa 2020 Fibebahana Joela Koa na dia ankehitriny aza, hoy Jehovah, Miverena amiko amin’ny fonareo rehetra…
MOFON’AINA TALATA 17 MARTSA 2020 17 martsa 2020 Fibebahana II Korintiana Koa amin’izany, satria manana izany fanantenana izany izahay,…
MOFON’AINA ALATSINAINY 16 MARTSA 2020 16 martsa 2020 Fitiavan'Andriamanitra Jeremia 21 Manangàna famantaran-dàlana ho anao ianao, Manorena tsangam-bato; Saino tsara ny làlana efa voavoatra, Dia ilay làlana efa nalehanao; Miverena indray, ry Isiraely virjina, Miverena indray ho amin’ireto tanànanao ireto. 22 Mandra-pahoviana no hirioriovanao, Ry zanakavavy mpiodina? Fa Jehovah efa namorona zava-baovao amin’ny tany: Vehivavy no hanodidina lehilahy. 23 Izao no lazain’i Jehovah, Tompon’ny maro, […]
MOFON’AINA ZOMA 13 MARTSA 2020 13 martsa 2020 Fibebahana Apokalipsy Soraty ho amin’ny anjelin’ny fiangonana any Efesosy…
MOFON’AINA ALAROBIA 11 MARTSA 2020 11 martsa 2020 Fahatezeran'Andriamanitra II Mpanjaka Nefa ny mpaminany rehetra sy ny mpahita rehetra dia nasain’i Jehovah nananatra ny Isiraely sy ny Joda hoe :…
MOFON’AINA TALATA 10 MARTSA 2020 10 martsa 2020 Fibebahana I Samoela Ary hatramin’izany andro izany dia nitoetra ela tany Kiriata-jearima ny fiaran’i Jehovah,…
MOFON’AINA ALATSINAINY 09 MARTSA 2020 9 martsa 2020 Fanahy Masina, Fibebahana Asan'ny Apostoly Koa aoka ho fantatry ny taranak’Isiraely rehetra marimarina fa iny Jesoa…
MOFON’AINA ZOMA 06 MARTSA 2020 6 martsa 2020 Fanompoana Asan'ny Apostoly Ary amin’izany, ry Agripa mpanjaka ô, dia tsy nandà ny fahitana avy tany an-danitra aho;…