Mofon’aina – TALATA 14 AOGOSITRA 2018 14 aogositra 2018 Fanaovan-dratsy, Fitsaran'Andriamanitra Ohabolana Ny olona tena ratsy fanahy sy mpanao ratsy Dia ilay mandehandeha manao vava ratsy,…
Mofon’aina – ALATSINAINY 13 AOGOSITRA 2018 13 aogositra 2018 Fahatokiana, Famonjena Eksodosy Ary rehefa mby akaiky Farao, dia natopin’ ny Zanak’ Isiraely ny masony, ka, indreo, ny Egyptiana tamy manenjika azy;…
Mofon’aina – ALAKAMISY 09 AOGOSITRA 2018 9 aogositra 2018 Fatokisana an'Andriamanitra Salamo Ho an’ ny mpiventy hira. Nataon’ i Davida, mpanompon’ i Jehovah, izay nilaza tamin’ i Jehovah ny tenin’ ity fihirana ity…
Mofon’aina – ALAROBIA 08 AOGOSITRA 2018 8 aogositra 2018 Tenin'ny Tompo Matio Ary raha mbola niteny Jesoa, indro, avy Jodasy, izay isan’ ny roa ambin’ ny folo lahy, mbamin’ ny vahoaka betsaka niaraka taminy,…
Mofon’aina – TALATA 07 AOGOSITRA 2018 7 aogositra 2018 Fahoriana, Fampiononana II Korintiana saorana anie Andriamanitra, Rain’ i Jesoa Kristy Tompontsika, Rain’ ny famindrampo sady Andriamanitry ny fampiononana rehetra,…
Mofon’aina – ALATSINAINY 06 AOGOSITRA 2018 6 aogositra 2018 Fahamasinana, Fitondran-tena Titosy Mampahatsiarova azy hanaiky izay manapaka sy manam-pahefana, hanoa tsara, ho vonona ho amin’ ny asa tsara rehetra,…
Mofon’aina – ALAKAMISY 05 JOLAY 2018 5 jolay 2018 Fitoriana, Vavolombelona Asan'ny Apostoly ry raha nandahatra izany izy, dia hoy Festosy tamin’ ny feo mahery: Ry Paoly ô, very saina ianao;…
Mofon’aina – TALATA 03 JOLAY 2018 3 jolay 2018 Fahamarinana Marka Ary nahare izany Heroda mpanjaka (fa efa nalaza ny anaran’ i Jesoa), dia hoy izy:…
Mofon’aina – ALATSINAINY 02 JOLAY 2018 2 jolay 2018 Fahamarinana Ohabolana Izay mampahory ny mahantra dia manala baraka ny Mpanao azy;…
Mofon’aina – ALAKAMISY 28 JIONA 2018 28 jona 2018 Valim-bavaka I Mpanjaka Dia hoy Elia tamin’ ny olona: Izaho dia izaho irery ihany no sisa amin’ ny mpaminanin’ i Jehovah;…