Mofon’aina – ZOMA 06 APRILY 2018 6 aprily 2018 Fitoriana II Korintiana Fa isaorana anie Andriamanitra, Izay mitondra anay mandrakariva ao amin’ i Kristy toy ny fanaon’ izay avy nandresy,…
Mofon’aina – ALAKAMISY 05 APRILY 2018 5 aprily 2018 Fiainanana mandrakizay Jaona Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mino no manana fiainana mandrakizay. …
Mofon’aina – ALAKAMISY 29 MARTSA 2018 29 martsa 2018 Vavaka Matio Ary rehefa nihira fiderana izy, dia lasa nankany amin’ ny tendrombohitra Oliva. …
Mofon’aina – ALAROBIA 28 MARTSA 2018 28 martsa 2018 Fifankatiavana, Fifanompoana Jaona Ary rehefa voasasany ny tongony, dia nandray ny lambany Izy ka nipetraka indray, …
Mofon’aina – TALATA 27 MARTSA 2018 27 martsa 2018 Fibebahana, Jesoa Marka Ary nony tany Betania Jesoa tao an-tranon’ i Simona boka ka nipetraka nihinana,…
Mofon’aina – ALATSINAINY 26 MARTSA 2018 26 martsa 2018 Jesoa Matio Ary raha nanakaiky an’ i Jerosalema izy ka tonga tao Betifaga any an-tendrombohitra Oliva,…
Mofon’aina – ZOMA 23 MARTSA 2018 23 martsa 2018 Fibebahana, Soratra Masina II Korintiana Fa na dia efa tonga tany Makedonia aza izahay, dia tsy hiainan’ ny nofonay,…
Mofon’aina – ALAROBIA 21 MARTSA 2018 21 martsa 2018 Fibebahana, Fitiavan'Andriamanitra Lioka Ary ny mpamory hetra rehetra sy ny mpanota nanatona hihaino an’ i Jesoa….
Mofon’aina – TALATA 20 MARTSA 2018 20 martsa 2018 Iraka, Miaraka amin'ny Tompo Marka Ary niantso ny roa ambin’ ny folo lahy hankeo aminy Izy ka naniraka azy tsiroaroa sy nanome azy fahefana hamoaka fanahy maloto…
Mofon’aina – ALATSINAINY 19 MARTSA 2018 19 martsa 2018 Miaraka amin'ny Tompo Hebreo Koa aoka hilaozantsika ny abidim-pianarana ny amin’ i Kristy, fa aoka handroso ho amin’ ny tanteraka isika ka tsy hanao fanorenana indray,…