Mofon’aina – Talata 21 febroary 2017 21 febroary 2017 Vavaka II Samoela Ary ankehitriny, Jehovah Andriamanitra ô, ilay teny nolazainao ny amin’ ny mpanomponao sy ny taranany dia ampitoero ho mandrakizay…