ALAHADY 03 OKTOBRA 2021
Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika!
LITORJIA 03 10 2021« … Manompoa an’i Jehovah amin’ny fifaliana ; mankanesa eo anatrehany amin’ny fihobiana » (Salamo 100 : 2)