Mofon’aina – ZOMA 18 MAI 2018 18 may 2018 Fanahy Masina, Vavaka Jaona Hoy ravehivavy taminy: Tompoko, hitako fa mpaminany Ianao….
Mofon’aina – TALATA 15 MAI 2018 15 may 2018 Fanahy Masina, Fankatoavana Lioka Fa lazaiko aminareo: Na zovy na zovy no manaiky Ahy eo anatrehan’ ny olona, dia heken’ ny Zanak’ olona kosa izy eo anatrehan’ ny anjelin’ Andriamanitra;…
Mofon’aina – ZOMA 04 MAI 2018 4 may 2018 Fanahy Masina, Fanavaozana Jaona Mbola manana zavatra maro holazaina aminareo Aho, nefa tsy zakanareo ankehitriny…
Mofon’aina – ZOMA 27 APRILY 2018 27 aprily 2018 Asan'Andriamanitra, Fanahy Masina Galatiana Aoka izay ampianarina ny teny mba hahafoy zava-tsoa ho an’ izay mampianatra….
Mofon’aina – ZOMA 30 JONA 2017 30 jona 2017 Fanahy Masina, Fitondran-tena Galatiana Fa hoy izaho: Mandehana araka ny Fanahy, dia tsy hahatanteraka ny filan’ ny nofo hianareo…
Mofon’aina – ALAKAMISY 29 JONA 2017 29 jona 2017 Fanafahana, Fanahy Masina II Korintiana Koa amin’ izany, satria manana izany fanantenana izany izahay, dia sahy tokoa,13 ary tsy tahaka an’ i Mosesy…
Mofon’aina – ZOMA 23 JONA 2017 23 jona 2017 Asan'Andriamanitra, Fanahy Masina II Korintiana Moa midera tena indray va izahay, sa toy ny sasany ka mila epistily filazan-tsoa anay ho aminareo, na avy aminareo?…
Mofon’aina – ALAKAMISY 22 JONA 2017 22 jona 2017 Fahendrena, Fanahy Masina I Korintiana Fa isika tsy nandray ny fanahin’ izao tontolo izao, fa ny Fanahy Izay avy amin’ Andriamanitra…
Mofon’aina – ALAROBIA 21 JONA 2017 21 jona 2017 Asan'Andriamanitra, Fanahy Masina Zakaria Ary niverina ilay anjely niresaka tamiko ka namoha ahy toy ny olona fohazina amin-tory…
Mofon’aina – ALATSINAINY 19 JONA 2017 19 jona 2017 Fanahy Masina, Jesoa Jaona Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mino Ahy, ny asa ataoko no hataony koa…