Mofon’aina – TALATA 10 OKTOBRA 2017 10 oktobra 2017 Fandresena, Vavaka, Vavolombelona II Tantara Ary ny mpanompon’ i Sankeriba mbola niteny ratsy an’ i Jehovah Andriamanitra sy Hezekia mpanompony,…
Mofon’aina – ALAKAMISY 31 AOGOSITRA 2017 31 aogositra 2017 Fandresena, Vavolombelona Salamo Satria hoy ianao: Jehovah ô, Ianao no aroko, Sady nataonao ho fonenanao ny Avo Indrindra,10 Dia tsy hisy loza hanjo anao, Na aretina hanakaiky ny lainao….
Mofon’aina – ALAROBIA 30 AOGOSITRA 2017 30 aogositra 2017 Fanafahana, Fandresena Jeremia Ary Ebeda-meleka Etiopiana, tandapa anankiray tao amin’ ny tranon’ ny mpanjaka, raha nandre ny nandatsahany an’ i Jeremia tao amin’ ny lavaka …
Mofon’aina – ALATSINAINY 28 AOGOSITRA 2017 28 aogositra 2017 Famonjena, Fandresena, Fanoloran-tena Genesisy Ary izao kosa no nampitondrainy ho an-drainy: borikilahy folo nitondra zava-tsoa avy tany Egypta, sy borikivavy folo nitondra vary sy mofo,…
Mofon’aina – ZOMA 25 AOGOSITRA 2017 25 aogositra 2017 Fandresena, Fijaliana Asan'ny Apostoly Ary raha namatotra azy tamin’ ny kofehy hoditra izy, dia hoy Paoly tamin’ ny kapiteny izay hitsangana teo:…
Mofon’aina – ALAKAMISY 24 AOGOSITRA 2017 24 aogositra 2017 Fandresena, Finoana Eksodosy Ary raha nasandratr’ i Mosesy ny tànany, dia nahery ny Isiraely; fa raha nampidininy ny tànany, dia nahery kosa ny Amalekita….
Mofon’aina – ALAROBIA 09 AOGOSITRA 2017 9 aogositra 2017 Fandresena, Fanoloran-tena, Fanompoana, Vavolombelona II Timoty Fa izaho dia efa hatolotra sahady, ary efa mby akaiky ny andro fialàko….