Mofon’aina – ALAROBIA 13 JIONA 2018 13 jona 2018 Asan'Andriamanitra, Fitiavana Estera Ary Mordekay nampitondra valiny ho amin’ i Estera hoe: Aza manao anakampo fa ho afaka mihoatra noho ny Jiosy rehetra ianao, …
Mofon’aina – ZOMA 22 DESAMBRA 2017 22 desambra 2017 Fitiavana I Jaona Tsy mbola nisy olona nahita an’ Andriamanitra na oviana na oviana. Raha mifankatia isika,…
Mofon’aina – ZOMA 01 DESAMBRA 2017 1 desambra 2017 Fitiavana, Zanak'Andriamanitra I Jaona Endrey! Manao ahoana ny fitiavana nasehon’ ny Ray ho antsika, dia ny niantsoana antsika hoe zanak’ Andriamanitra,…
Mofon’aina – ALATSINAINY 13 NOVAMBRA 2017 13 novambra 2017 Fiantran'Andriamanitra, Fitiavana, Jesoa Kanefa Jehovah mitoetra mandrakizay, efa nametraka ny sezany hitsarany Izy,…
Mofon’aina – ALATSINAINY 06 NOVAMBRA 2017 6 novambra 2017 Fibebahana, Fitiavana Apokalipsy Soraty ho amin’ ny anjelin’ ny fiangonana any Efesosy. Izao no lazain’ Ilay mihazona ny kintana fito eny an-tànany ankavanana sady mandeha eo afovoan’ ny fanaovan-jiro volamena fito:…
Mofon’aina – ALAKAMISY 02 NOVAMBRA 2017 2 novambra 2017 Fanompoana, Fitiavana Hebreo Nefa, ry malala, na dia miteny izany aza izahay, dia manantena zavatra tsara ny aminareo, dia izay momba ny famonjena…
Mofon’aina – ALAKAMISY 18 MAY 2017 18 may 2017 Fahendren'Andriamanitra, Fitiavana I Korintiana Na dia miteny amin’ ny fitenin’ ny olona sy ny anjely aza aho, kanefa tsy manana fitiavana…