MOFON’AINA ALATSINAINY 25 MAY 2020 25 may 2020 Fanahy Masina, Vavaka Asan'ny Apostoly Ary niantso azy izy ka nandrara azy tsy hiteny na hampianatra amin’ny anaran’i Jesoa intsony…
MOFON’AINA ALAKAMISY 13 DESAMBRA 2018 13 desambra 2018 Sitrapon'Andriamanitra, Vavaka Lioka Ary Jesoa niara-nidina tamin’ ireo, dia nijanona teo an-kamarenana Izy sy ny mpianany maro mbamin’ ny vahoaka betsaka…
MOFON’AINA ALAROBIA 14 NOVAMBRA 2018 14 novambra 2018 Fitalahona, Vavaka Salamo Fivavak’ i Davida. Atongilano ny sofinao, Jehovah ô, ka valio aho, Fa ory sy malahelo.2 Arovy ny fanahiko,…
MOFON’AINA ALATSINAINY 10 SEPTAMBRA 2018 10 septambra 2018 Fiantran'Andriamanitra, Vavaka Salamo Jehovah ô, mitaraina aminao aho, faingàna hankatỳ amiko; Henoy ny feoko amin’ ny fiantsoako Anao…
Mofon’aina – TALATA 05 JIONA 2018 5 jona 2018 Fitarainana amin'ny Tompo, Vavaka Salamo Vonjeo aho, Andriamanitra ô; fa efa mihatra amin’ ny aiko ny rano…
Mofon’aina – ZOMA 01 JIONA 2018 1 jona 2018 Fitalahona, Vavaka Salamo Andriamanitra ô, faingàna hanafaka ahy; Jehovah ô, faingàna hamonjy ahy…
Mofon’aina – ALAROBIA 23 MAI 2018 23 may 2018 Fangatahana, Vavaka Asan'ny Apostoly Fa efa niangona marina tokoa teto amin’ ity tanàna ity Heroda sy Pontio Pilato mbamin’ ny jentilisa sy ny olona Isiraely hanohitra ny Mpanomponao Masina,…
Mofon’aina – ZOMA 18 MAI 2018 18 may 2018 Fanahy Masina, Vavaka Jaona Hoy ravehivavy taminy: Tompoko, hitako fa mpaminany Ianao….
Mofon’aina – ALAROBIA 16 MAI 2018 16 may 2018 Fibebahana, Vavaka Fitomaniana 19 Jehovah ô, Ianao no mipetraka mandrakizay, eny, ny seza fiandriananao no maharitra hatramin’ ny taranaka fara mandimby…
Mofon’aina – ALAKAMISY 29 MARTSA 2018 29 martsa 2018 Vavaka Matio Ary rehefa nihira fiderana izy, dia lasa nankany amin’ ny tendrombohitra Oliva. …