Satria hoy ianao: Jehovah ô, Ianao no aroko, Sady nataonao ho fonenanao ny Avo Indrindra,10 Dia tsy hisy loza hanjo anao, Na aretina hanakaiky ny lainao….
Koa aoka ho fantatry ny taranak’ Isiraely rehetra marimarina fa iny Jesosy nohomboanareo tamin’ ny hazo fijaliana iny dia efa nataon’ Andriamanitra ho Tompo sy Kristy…