Voninahitr'i Kristy

MOFON’AINA ALATSINAINY 02 DESAMBRA 2019

Ny olona izay mandeha amin’ny maizina dia mahita mazava lehibe; Izay mitoetra amin’ny tany aloky ny fahafatesana no iposahan’ny mazava. 2. Hamaroinao ity firenena ity, Ary ampitomboinao ny hafaliany; Mifaly eo anatrehanao izy tahaka ny hafaliana amin’ny fararano, ary tahaka ny fifalin’ny olona, raha mizara babo. 3. Fa ny bao fitondran-entany sy ny tsorakazo nikapohana […]