Mofon’aina – ALATSINAINY 10 JOLAY 2017 10 jolay 2017 Vavolombelona, Voafidy Lioka Ary tamin’ izany ora izany Jesoa dia nahasitrana olona maro tamin’ ny rofy sy ny aretina sy ny fanahy ratsy sady nampahiratra ny jamba maro….
Mofon’aina – ZOMA 07 JOLAY 2017 7 jolay 2017 Jesoa, Vavolombelona Asan'ny Apostoly Ary nitsangana ny mpisoronabe mbamin’ ny namany rehetra (izay antokon’ ny Sadoseo), fa feno fialonana izy…
Mofon’aina – ALAKAMISY 06 JOLAY 2017 6 jolay 2017 Vavolombelona Jeremia Henoy ny teny izay lazain’ i Jehovah aminareo, ry taranak’ Isiraely…
Mofon’aina – ALAROBIA 05 JOLAY 2017 5 jolay 2017 Asan'Andriamanitra, Iraka, Jesoa Jaona Ary hoy indray Jesoa taminy: Fiadanana ho anareo; tahaka ny nanirahan’ ny Ray Ahy no anirahako anareo kosa…
Mofon’aina – TALATA 04 JOLAY 2017 4 jolay 2017 Fibebahana, Vavolombelona Asan'ny Apostoly Koa aoka ho fantatry ny taranak’ Isiraely rehetra marimarina fa iny Jesosy nohomboanareo tamin’ ny hazo fijaliana iny dia efa nataon’ Andriamanitra ho Tompo sy Kristy…
Mofon’aina – ALATSINAINY 03 JOLAY 2017 3 jolay 2017 Fahamasinana, Vavolombelona I Petera Koa amin’ izany sikino ny sainareo, dia mahonona tena, ka antenao tsara ny fahasoavana izay ho entina ho anareo amin’ ny hisehoan’ i Jesoa Kristy…