aogositra 2017

Mofon’aina – TALATA 22 AOGOSITRA 2017

31 Fa tsy hanary mandrakizay ny Tompo;32 Eny fa na dia mampahory aza Izy, dia mbola hiantra ihany araka ny haben’ ny famindrampony.33 Fa tsy sitrany ny mampahory na mampalahelo ny zanak’ olombelona. FITOMANIANA 3 :31-33 Azo antoka ny fandresena satria: 1-Ny fijaliana mandalo Mazava tsara ny Fit.3 :31-33 izay manambara fa tsy hanary mandrakzay ny […]