Mofon’aina – ALAROBIA 29 NOVAMBRA 2017 29 novambra 2017 Fatokisana an'Andriamanitra, Fitsapana Amosa Fa Izaho dia efa nanome anareo ny mahamavovava tao an-tanànanareo rehetra,…
Mofon’aina – TALATA 28 NOVAMBRA 2017 28 novambra 2017 Fandresena, Fijaliana, Jesoa Asan'ny Apostoly Ary izany no nisamboran’ ny Jiosy ahy teo an-kianjan’ ny tempoly sy nitadiavany hahafaty ahy…
Mofon’aina – ALATSINAINY 27 NOVAMBRA 2017 27 novambra 2017 Fampitandremana, Fanantenana, Fiavin'ny Tompo Apokalipsy Izaho Jesoa naniraka ny anjeliko hanambara aminareo ireo zavatra ireo ho an’ ny fiangonana. Izaho no Solofo sy taranak’ i Davida,…
Mofon’aina – ZOMA 24 NOVAMBRA 2017 24 novambra 2017 Faharetana, Fahoriana, Fiavin'ny Tompo Jakoba Ary amin’ izany dia mahareta tsara, ry rahalahy, mandra-pihavin’ ny Tompo. Indro, ny mpiasa tany…
Mofon’aina – ALAKAMISY 23 NOVAMBRA 2017 23 novambra 2017 Fampihavanana, Finoana Kolosiana Ary ianareo, izay olon-ko azy fahiny sy fahavalo tamin’ ny sainareo noho ny fanaovan-dratsy, no efa nampihavaniny ankehitriny…
Mofon’aina – ALATSINAINY 20 NOVAMBRA 2017 20 novambra 2017 Fahendren'Andriamanitra, Fampianarana marina, Voninahitr'Andriamanitra Titosy Fa efa miseho ny fahasoavan’ Andriamanitra, izay famonjena ny olona rehetra,…
Mofon’aina – ZOMA 17 NOVAMBRA 2017 17 novambra 2017 fanenjehina, Fifandraisana amin'Andriamanitra, Tenin'ny Tompo Salamo Jehovah ô, toroy ny lalan’ ny didinao aho; Dia hotandremako hatramin’ ny farany izany…
Mofon’aina – ALAKAMISY 16 NOVAMBRA 2017 16 novambra 2017 Fahoriana, Fiavin'ny Tompo, Fiomanana I Tesaloniana Fa tsy tianay tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, ny amin’ izay modimandry, mba tsy hahalahelovanareo tahaka ny sasany izay tsy manana fanantenana…
Mofon’aina – ALAROBIA 15 NOVAMBRA 2017 15 novambra 2017 Fiangonana Isaia Ry Ziona, izay mitondra teny soa mahafaly ô, miakara any an-tendrombohitra avo;…
Mofon’aina – TALATA 14 NOVAMBRA 2017 14 novambra 2017 Jesoa, Zanak'Andriamanitra Jaona Hoy ravehivavy taminy: Tompoko, hitako fa mpaminany Ianao…