MOFON’AINA ZOMA 28 SEPTAMBRA 2018 28 septambra 2018 Fampianaran-diso I Timoty Raha misy manao fampianarana hafa, ka tsy manaiky ny teny tsy misy tomika nambaran’i Jesoa Kristy…
MOFON’AINA ALAKAMISY 27 SEPTAMBRA 2018 27 septambra 2018 Fihemorana II Petera Ireo mpampianatra sandoka ireo dia loharano ritra, zavona avoivoin’ny tafio-drivotra, ka ny haizim-pito no voatahiry ho azy ireo…
MOFON’AINA ALAROBIA 26 SEPTAMBRA 2018 26 septambra 2018 Fanatretena, Fanoloran-tena Jaona Ary Maria, rehefa naka menaka manitra nisy narda sady tsara no saro-bidy, lanjan’ iray livatra,…
MOFON’AINA TALATA 25 SEPTAMBRA 2018 25 septambra 2018 Fahamasinana, Fitondran-tena marina I Petera Noho izany, dia aoka ho vonombonona lalandava ny fanahinareo; mahonòna tena, ka antenao tsara…
MOFON’AINA ALATSINAINY 24 SEPTAMBRA 2018 24 septambra 2018 Fahamarinana Amosa Halany eo am-bavahady izay mananatra, ary ataony ho fahavetavetana izay miteny ny marina…
MOFON’AINA ZOMA 21 SEPTAMBRA 2018 21 septambra 2018 Fanekena, Fatokisana an'Andriamanitra Josoa Dia nifoha maraina koa Josoa; ary ny olona dia niala tany Sitima ka nankany Jordana, dia Josoa sy ny Zanak’ Isiraely rehetra,…
MOFON’AINA ALAKAMISY 20 SEPTAMBRA 2018 20 septambra 2018 Famantarana, Fanekena Josoa Dia hoy izy roa lahy taminy: Ny ainay no ho faty hisolo anareo, raha tsy holazainareo izao raharahanay izao;…
MOFON’AINA ALAROBIA 19 SEPTAMBRA 2018 19 septambra 2018 Finoana Josoa Ary Josoa, zanak’ i Nona, dia naniraka mpisafo roa lahy mangingina avy tany Sitima ka niteny taminy hoe:…
MOFON’AINA TALATA 18 SEPTAMBRA 2018 18 septambra 2018 Fanekena, Fatokisana an'Andriamanitra Josoa Ary rehefa maty Mosesy, mpanompon’ i Jehovah, dia hoy Jehovah tamin’ i Josoa, zanak’ i Nona, mpanompon’ i Mosesy:…
MOFON’AINA ALATSINAINY 17 SEPTAMBRA 2018 17 septambra 2018 Fitsaran'Andriamanitra Matio Ary rehefa nampody ny vahoaka Jesoa, dia niditra tao an-trano Izy, ary ny mpianany nankao aminy ka nanao hoe:…