MOFON’AINA ZOMA 14 SEPTAMBRA 2018 14 septambra 2018 Fitondran-tena marina Salamo Jehovah ô, iza no hitoetra ao amin’ ny tabernakelinao? iza no honina ao an-tendrombohitrao masina?…
MOFON’AINA ALAKAMISY 13 SEPTAMBRA 2018 13 septambra 2018 Fahamendrehana, Faharetana, Fankatoavana II Tesaloniana Farany, ry rahalahy, mivavaha ho anay, mba handehanan’ ny tenin’ ny Tompo faingana ka hankalazaina toy ny eo aminareo,…
MOFON’AINA ALAROBIA 12 SEPTAMBRA 2018 12 septambra 2018 Fahamarinana, Fahamasinana II Korintiana Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan’ Andriamanitra?…
MOFON’AINA TALATA 11 SEPTAMBRA 2018 11 septambra 2018 Fahalalàna, Fahendrena Joba Fa aiza kosa no hahitana ny fahendrena? ary aiza no fitoeran’ ny fahalalana?…
MOFON’AINA ALATSINAINY 10 SEPTAMBRA 2018 10 septambra 2018 Fiantran'Andriamanitra, Vavaka Salamo Jehovah ô, mitaraina aminao aho, faingàna hankatỳ amiko; Henoy ny feoko amin’ ny fiantsoako Anao…
MOFON’AINA ZOMA 07 SEPTAMBRA 2018 7 septambra 2018 Miaraka amin'ny Tompo II Timoty Fa ianao kosa dia efa nanaraka tsara ny fampianarako, ny fitondran-tenako, ny fisainako, ny finoako,…
MOFON’AINA ALAKAMISY 06 SEPTAMBRA 2018 6 septambra 2018 Famelan-keloka, Fiantsoana Isaia Tamin’ ny taona nahafatesan’ i Ozia mpanjaka no nahitako ny Tompo nipetraka teo ambonin’ ny seza fiandrianana avo sady manerinerina,…
MOFON’AINA TALATA 04 SEPTAMBRA 2018 4 septambra 2018 Fifandraisana amin'Andriamanitra Jeremia Izao no teny tonga tamin’ i Jeremia avy tamin’ i Jehovah:2 Mitsangana eo am-bavahadin’ ny tranon’ i Jehovah,…
MOFON’AINA ALATSINAINY 03 SEPTAMBRA 2018 3 septambra 2018 Fahamarinana Matio Ary nony nandeha izy ireo, indreny, ny mpiambina sasany nankany an-tanana ka nilaza tamin’ ny lohan’ ny mpisorona ny zavatra rehetra izay vao niseho…