Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika! Fa tsy nomen Andriamanitra fanahy osa ianareo, fa fanahy mahery sy fitiavana ary fahonona-tenaII Timoty 1 and 7
Ny olona izay mandeha amin’ny maizina dia mahita mazava lehibe; Izay mitoetra amin’ny tany aloky ny fahafatesana no iposahan’ny mazava. 2. Hamaroinao ity firenena ity, Ary ampitomboinao ny hafaliany; Mifaly eo anatrehanao izy tahaka ny hafaliana amin’ny fararano, ary tahaka ny fifalin’ny olona, raha mizara babo. 3. Fa ny bao fitondran-entany sy ny tsorakazo nikapohana […]