MOFON’AINA TALATA 31 MARTSA 2020 31 martsa 2020 Famindram-po, Fifandraisana amin'Andriamanitra II Tantara Ary Hezekia naniraka tany amin’ny Isiraely sy ny Joda rehetra ka nanoratra taratasy…
MOFON’AINA ALATSINAINY 30 MARTSA 2020 30 martsa 2020 Asan'ny Apostoly Ary rehefa nitsahatra tsy niteny izy roa lahy, dia namaly Jakoba ka nanao hoe:…
OFON’AINA ZOMA 27 MARTSA 2020 27 martsa 2020 Asan'Andriamanitra, Fandeferana II Timoty Fa mandosira ny filan’ny tanora fanahy; ary miezaha mitady fahamarinana, finoana, fitiavana,…
MOFON’AINA ALAKAMISY 26 MARTSA 2020 26 martsa 2020 Fibebahana Jeremia Miverena ianareo, ry zaza mpiodina. Fa hositraniko ny fiodinanareo…
MOFON’AINA ALAROBIA 25 MARTSA 2020 25 martsa 2020 Fiantran'Andriamanitra, Fibebahana Lioka Ary hoy Jesoa: Nisy lehilahy anankiray nanana zanaka mirahalahy…
MOFON’AINA TALATA 24 MARTSA 2020 24 martsa 2020 Fibebahana Deotoronomia Ary rehefa tonga aminao izany zavatra rehetra izany, dia ny fitahiana sy ny fanozonana izay nataoko teo anoloanao,…
MOFON’AINA ALATSINAINY 23 MARTSA 2020 23 martsa 2020 Fibebahana, Jesoa Asan'ny Apostoly Ary Petera, nony nahita, dia namaly ny vahoaka hoe: Ry lehilahy Isiraely,…
MOFON’AINA ALAKAMISY 19 MARTSA 2020 19 martsa 2020 Famelan-keloka Salamo Jehovah ô, efa naneho fitia tamin’ny taninao Hianao, Efa nampodinao Jakoba avy tamin’ny fahababoany…
MOFON’AINA ALAROBIA 18 MARTSA 2020 18 martsa 2020 Fibebahana Joela Koa na dia ankehitriny aza, hoy Jehovah, Miverena amiko amin’ny fonareo rehetra…
MOFON’AINA TALATA 17 MARTSA 2020 17 martsa 2020 Fibebahana II Korintiana Koa amin’izany, satria manana izany fanantenana izany izahay,…