MOFON’AINA ALAROBIA 29 APRILY 2020 29 aprily 2020 Vavolombelona Daniela Ary rehefa tapitra ny andro, izaho Nebokadnezara nanandrandra ny masoko tamin’ny lanitra,…
MOFON’AINA TALATA 28 APRILY 2020 28 aprily 2020 Vavolombelona Jaona Dia nitodika Petera ka nahita ny mpianatra izay tian’i Jesoa manaraka, dia ilay niankina tamin’ny tratrany tamin’ny fisakafoana ka nanao hoe:…
MOFON’AINA ALATSINAINY 27 APRILY 2020 27 aprily 2020 Efesiana Ary ianareo dia efa novelominy, fony mbola matin’ny fahadisoanareo sy ny fahotanareo,…
MOFON’AINA ZOMA 24 APRILY 2020 24 aprily 2020 Fitsarana farany, Voninahitr'Andriamanitra Daniela Ary amin’izany andro izany dia hitsangana Mikaela, andrian-dehibe, izay mitsangana hiaro ny zanaky ny firenenao;…
MOFON’AINA ALAKAMISY 23 APRILY 2020 23 aprily 2020 Fatokisana an'Andriamanitra, Fiderana Salamo Hanandratra Anao aho, Jehovah o; fa nanintona ahy niakatra Ianao, ka tsy nataonao ho fifalian’ny fahavaloko aho…
MOFON’AINA ALAROBIA 22 APRILY 2020 22 aprily 2020 Vavolombelona Lioka Dia hoy Izy taminy: Izao no teniko izay nolazaiko taminareo, fony mbola tao aminareo Aho,…
MOFON’AINA TALATA 21 APRILY 2020 21 aprily 2020 Fiderana, Fisaorana II Samoela Velona Jehovah; isaorana anie ny Vatolampiko; Asandratra anie Andriamanitry ny vatolampy famonjena ahy,…
MOFON’AINA ALATSINAINY 20 APRILY 2020 20 aprily 2020 Finoana Jaona Fa Tomasy, anankiray tamin’ny roa ambin’ny folo lahy, ilay atao hoe Didymo,…
MOFON’AINA ZOMA 17 APRILY 2020 17 aprily 2020 Finoana Joba Kanefa raha izaho, dia fantatro fa velona ny Mpanavotra ahy, Ka hitsangana any am-parany…
MOFON’AINA ALAKAMISY 16 APRILY 2020 16 aprily 2020 Fiderana Salamo Ity no andro nataon’i Jehovah; Hifaly sy ho ravoravo amin’izao isika…