ALAHADY 15 NOVAMBRA 2020ALAHADY FAHA XXIII MANARAKA NY TRINTEFANDRAISANA NY FANASAN’NY TOMPO Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika! « … Mazotoa fa aza malaina, ary aoka hafana fo amin’ny fanompoana ny Tompo. » (Romana 12 :11)