desambra 2020

Vaovao

Toa izao indray ny raharaha sy vaovaom-piangonana voaray farany. Vaovao eto amin’ny Tafo FPMA Athis Fanantenana : Fotoam-pivavahana manaraka : Alahady 19 septambra 2021 manomboka @ 16h00 tsy diso ao amin’ny Eglise Saint denis d’Athis-Mons. FANDRAISANA NY FANASAN’NY TOMPO Fiantsoam-pivoriana sy fanentanana fisoratana anarana Sekoly alahady : Miarahaba antsika rehetra amin’ny anaran’ny Tompo.   faly […]