Fivoriam-be ny mpandray

Antsoina isika mpandray ny fanasan’ny Tompo rehetra eto amin’ny Tafo FPMA Athis Fanantenana, hamonjy ny fivoriambe arapotoana izay hotanterahina ny alahady 20 martsa 2022 ho avy izao .

TANISA DINIKA:

– Fankatoavana ny tatitra ara-moraly
– Fankatoavana ny teobola 2021 na bilan 2021
– Fandaniana ny tetibola 2022 na budget 2022

Koa manentana antsika ho tonga maro sy hanao vaindohan-draharaha izany fotoana izany ho voninahitr’Andriamanitra.

Mirary soa sy fitahin’ny Tompo ho antsika mianakavy.

Ny Mpitandrina sy ny Birao