Efa lasa

Etudes Bibliques

Ary Kristy Jesoa no fehizoro indrindra ; ao Aminy no irafetan’ny rafitra rehetra, mitombo tsara ho tempoly masina ao amin’ny TompoEfesiana 2:20b-21

Fampianarana STK

Araka ny efa nambara tamintsika dia hisy ny fampianarana ho an’ny Sampana Tanora Kristiana (STK) isa-tapabolana. Ny fotoana manaraka dia ny ALAHADY 8 JANOARY 2023 ho avy izao manomboka amin’ny 14h45 ao amin’ny Église Saint-Denis, 8 Pl. de l’Église 91200 Athis-Mons

FIANTSOANA FIVORIAN’NY KOMITY

… Ary Kristy Jesoa no fehizoro indrindra ; ao Aminy no irafetan’ny rafitra rehetra, mitombo tsara ho tempoly masina ao amin’ny TompoEfesiana 2:20b-21

FANOMPOAM-PIVAVAHANA FISAORANA

Miaraha mifaly amin’izay mifaly, ary miaraha mitomany amin’izay mitomany Miraisa saina ianareo rehetra, ka miaraha ory…mifampitondrà izay mahavesatra, ary aoka izany no hahatanterahanareo ny lalànan’i KristyRom.12:15 ;I Petera 3:8 ; Gal. 6:2 Ry havana malala ao amin’ny Tompo !Amin’ny maha-iray tampo antsika amin’ny finoana sy ny fanompoana an’i Jesoa Kristy Tompo sy Lohan’ny Fiangonana,Dia ampandrenesana […]

Fihaonana SVK

Jesoa sy Maria, zanaka sy reny

Fialam-boly SVK

Miarahaba amin’ny anaran’ny Tompo, ampahatsiahivina isika fa rahampitso zoma 7 oktobra ilay fihaonana fialam-boly piscine izay kasaintsika svk ho atao . Ny fotoana dia amin’ny 20h any anatiny, fa tsy manakana ireo izay afaka tonga mialoha raha te- hanararaotra rano misimisy kokoa, satria exceptionnellement mikatona amin’ny 21h ny toerana rahampitso . Ho an’ny mponina Athis […]

ZAIKABE 2022 – FAFAN

Fiangonana mampandroso ny fianakaviana sy ny asa tsara…Hebreo 10:23-25

Cultiver les valeurs du royaume de Dieu…Hébreux 10:23-25

Am-pifaliana hatrany no hiarahabàna anareo amin’ny anaran’i Jesoa Kristy Lohan’ny Fiangonana.
Indro ampitaina amintsika ny momba ny Zaikabe FAfAn 2022…

Fitsangatsanganan’ny Fiangonana

Toy ny fanao isan-taona ny fitsangatsanganan’ny fiagonana dia kasaina hotanterahina ny ALATSINAINY 06 JONA 2022 (lundi de pentecôte) raha sitrapon’Andriamanitra, ka toa izao ny andinindininy momba izany : Toerana : Parc départemental de la Plage-Bleue Chemin de Mesly à Valenton 94460 VALENTON Fanombohan’ny fotoana : Amin’ny 10 ora maraina (10h) Tsara ho fantatra : Asaina […]

FANDINIHANA SORATRA MASINA – SLK

Ary Kristy Jesoa no fehizoro indrindra ; ao Aminy no irafetan’ny rafitra rehetra, mitombo tsara ho tempoly masina ao amin’ny TompoEfesiana 2:20b-21 Miarahaba ny Mpianakavin’ny Finoana amin’ny anaran’ny Tompo! Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika! Araka ny efa nambara tamintsika dia hisy ny fianarana sy fandinihana […]