Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika! « … Manompoa an’i Jehovah amin’ny fifaliana ; mankanesa eo anatrehany amin’ny fihobiana »Salamo 100 and 2
Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika! Fa tsy nomen Andriamanitra fanahy osa ianareo, fa fanahy mahery sy fitiavana ary fahonona-tenaII Timoty 1 and 7