Baiboly mivelatra

Ary Kristy Jesoa no fehizoro indrindra ; ao Aminy no irafetan’ny rafitra rehetra, mitombo tsara ho tempoly masina ao amin’ny TompoEfesiana 2:20b-21 Miarahaba ny Mpianakavin’ny Finoana amin’ny anaran’ny Tompo! Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika! Araka ny efa nambara tamintsika dia hisy ny Baiboly Mivelatra isaky […]

Sekoly Alahady

Avelao ny zaza, ary aza raràna tsy hanatona Ahy; fa an’ny toa azy ny fanjakan’ny lanitra.Matio 19:14

Laissez venir à moi les petits enfants, et ne les en empêchez pas; car à de tels est le royaume des cieux.Matthieu 19:14

Sekoly Alahady – Fitsipika sy Fisoratana anarana

Miarahaba antsika rehetra amin’ny anaran’ny Tompo. Faly izahay mpiandraikitra sekoly alahady Athis Fanantenana mampandre antsika, fa Nanomboka ny alahady 25 septembre 2022 ny taom-panabeazana sekoly alahady eto Athis-Fanantenana.   Misokatra araka izany ny fisoratana anarana ho an’ireo zanatsika (en ligne). MANINDRY ETO RAHA HISORATRA ANARANA Fanamarihana ny fisoratana anarana dia ho an’ny ankizy rehetra na […]

FANOMPOAM-PIVAVAHANA

… Ary Kristy Jesoa no fehizoro indrindra ; ao Aminy no irafetan’ny rafitra rehetra, mitombo tsara ho tempoly masina ao amin’ny TompoEfesiana 2:20b-21