… Ary Kristy Jesoa no fehizoro indrindra ; ao Aminy no irafetan’ny rafitra rehetra, mitombo tsara ho tempoly masina ao amin’ny TompoEfesiana 2:20b-21
Miarahaba ny Mpianakavin’ny Finoana amin’ny anaran’ny Tompo!
Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika!
Manasa antsika mpianakavin’ny finona hanatrika ny fanompoam-pivavahana manaraka ny ALAHADY 29 MAY 2022 ho avy izao ao amin’ny Église Saint-Denis, 8 Pl. de l’Église 91200 Athis-Mons
Ny fotoana dia manomboka amin’ny 16h00 tsy diso toa ny mahazatra.
Mirary soa sy fitahian’ny Tompo ho antsika mianakavy. Ary aoka samy hitrotro am-bavaka izany fotoana izany ho voninahitr’Andriamanitra.
Ny Mpitandrina sy ny Birao