HERINANDRO MASINA

… Ary Kristy Jesoa no fehizoro indrindra ; ao Aminy no irafetan’ny rafitra rehetra, mitombo tsara ho tempoly masina ao amin’ny TompoEfesiana 2:20b-21

Miarahaba ny Mpianakavin’ny Finoana amin’ny anaran’ny Tompo!

Indro ampitaina amintsika ny LITORJIA mandritra ny Herinandro Masina.

Ny fotoana dia manomboka amin’ny 8 ora alina.

Alatsinainy ka hatramin’ny Alarobia Masina – 20h : amin’ny alalan’ny  ZOOM

Alakamisy Masina – 20h : Annulé ny présentiel fa miova amin’ny alalan’ny ZOOM

Zoma Masina / Etude Biblique – 20h30  : amin’ny alalan’ny  ZOOM

1 – Amin’ny alalan’ny ZOOM

TSINDRIO ETO (Cliquer sur ce lien)

Raha sendra mangataka ID sy code secret izy :
ID de réunion : 843 6894 9516
Code secret : 441808

2 – Amin’ny alalan’ny Conférence téléphonique
+33 1 70 37 22 46 
ID de réunion : 843 6894 9516
Code secret : 441808

11 APRILY 2022 : ALATSINAINY MASINA (ZOOM)
LITORJIA 11 04 2022 ALATSINAINY MASINA
12 APRILY 2022 – TALATA MASINA (ZOOM) 
LITORJIA 12 04 2022 TALATA MASINA
13 APRILY 2022 – ALAROBIA MASINA (ZOOM)
LITORJIA 13 04 2022 ALAROBIA MASINA
14 APRILY 2022 – ALAKAMISY MASINA (ZOOM)
LITORJIA 14 04 2022 ALAKAMISY MASINA
15 APRILY 2022 – ZOMA MASINA : ETUDE BIBLIQUE (ZOOM)