Fihaonana SLK

Am-pifaliana hatrany no iarahabana antsika rahalahy rehetra SLK amin’ny anaran’ny Tompo,

Ampahatsiahivina isika fa amin’ny SABOTSY 23 APRILY 2022 izao ny fihaonan-tsika manaraka, manomboka amin’ny 3 ora ao amin’ny centre paroissial .

Aorian’ny fivoriana dia hisy fampianarana entin’ny Mpitandrina Marcellin RAZAFIMAHATRATRA ho antsika.

Koa dia manentana am-pitiavana antsika mba samy efa hamandrika io andro io .

Mirary soa sy ny fitahin’ny Tompo ho antsika sy ny ankohonan-tsika tsirairay avy .

Ny birao