SEKOLIN’NY ANKOHONANA KRISTIANA

« Izay soratra rehetra nomen’ny tsindrimandrin’Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin’ny fahamarinana, » (2 Timoty 3:16).

Ry havana !

Ho amintsika rehetra anie ny fahasovana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompo !

Ny Mpitandrina sy ny Tompon’andraikitra ao amin’ny Sekolin’ny Ankohonana Kristiana dia miantso sy manasa ny mpianakavin’ny finoana hanaraka sy hanatrika ny Fandalinam-pinoana fanao isam-bolana amin’ ny SABOTSY 26 JONA 2021 amn’ny 19h30. Ny lohahevitra dia mikasika NY VAVAKA AMIN’NY ANARAN’I JESOA araka ny Jaona 14 : 12-14 / 16 : 23-26
Indro alefa amintsika ny rohy hidirana amin’izany izay mitovy amin’ny fidirana amin’ny fanompoam-pivavahana ihany :
Raha sendra mangataka ID sy code secret izy :

ID de réunion : 843 6894 9516

Code secret : 441808
Ho an’Andriamanitra irery ihany ny voninahitra

Ny Mpitandrina sy ny Mpiandraikitra ny Sekolin’ny Ankohonana Kristiana (SAK)