Teny karohina: 'Litorjia'

Litorjia alahady manaraka

ALAHADY 03 OKTOBRA 2021 Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika! « … Manompoa an’i Jehovah amin’ny fifaliana ; mankanesa eo anatrehany amin’ny fihobiana »  (Salamo 100 : 2)